Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin'ny taberna-kelinao? Iza no honina an-tendrombohitrao masina? Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao 'zay mahitsy Sady misaintsaina ny marina ny fony Tsy manendrikendrika amin'ny lelany, Sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, Ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany, Tsy manaja ny ratsy fanahy. Fa manome voninahitra ny matahotra an'i Jehovah, Tsy mivadika amin'ny fianianany, na dia maningotra ny tenany aza. Sady tsy mampihana ny volany, na mandray kolikoly hana-meloka ny marina, Izay mitandrina izany dia tsy mba hangozohozo mandrakizay. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandrakizay. Amen.يا جميع الأمم zhè lǐ de shān shān shuǐ shuǐ Look, ye saints, the sight is glorious / Guide me, O Thou great Jehovah Du bleibst an meiner Seite จงร้องเพลงสรรเสริญ tsạmy̱ ạlḥb إيه في الدنيا يفرح Huzuringda tazim qilaman يا ثقيل الحمل Теңирим аядыңбы жүрөгүмдү
Song not available - connect to internet to try again?