Jereo ny fahorianay Andriamanitra ô ! Marary izao ny namanay, Ka dia mba iantrao. Raha sitrakao ry Tomponay ! Valio ny vavakay, Fa mora reraka izahay, Tohano sy ampio. Ny fitondrana tianao No iankinanay ; Ny didy avy aminao, Izay no sitrakay. Sitrano ny fanahinay Ho tonga zanakao, Tariho lalana izahay Hankany aminao.Айнаға қарашы Дан тыныд куӟёмы Дуй Иса'нън сесини عمري ما هافشل بئز جولۇعابىز كۉنۉگۅ Vreau să cânt doar despre Isus Господи помилуй Господи прости اعرف إلهك Мухтаджъм Snart en morgen bryter frem
Song not available - connect to internet to try again?