Tsy mba misy fahasambarana Eto an-tany fandalovana, Voahodidin-doza mahatsiravina, Lavitry ny fiadanana. Misy kosa izay nomanin'i Jeso, Ho an'ny olona voavotra, Tsy ho hita ao ny fahalovana, Fa namboariny haharitra. Raha ety dia maro be ny rehaka, Rendrarendra mahasarika, Tsy mba volamena fa ankosotra, 'Zay jerena dia mamitaka.wǒ níng yuàn shī qù ạrfʿ qlbk Не знаю я но путь мой знаешь Ты Chvály hoden Král Con te vincerò Ton nom God Is so Good Żyj we mnie Cristo muove le montagne Spoj naše srdce
Song not available - connect to internet to try again?