Jeso, be fitia ! Zaza izahay, Avy mitaraina ; Mihainoa anay. Bodo sy adala, Indreo ny zanakao ; Jeso ô, malala ! Aza lavinao. Mpiandry ondry mora ! Mba tarihonao ; Tano tsy hania Ny ondrikelinao. Aza avela hitady Laza aman-jo ! Fa Hianao irery No mahafa-po. Tianao ny zaza, Jeso ! fantatray Ka manolo-tena Ho Anao izahay. Jeso be fitia ! Zaza izahay, Avy mba hidera : Mihainoa anay.ymkn fy ywm Ich bin erlöst Durch des Lammes Blut Mai bine să cauţi adăpost în Domnul Parvardigor olamni yaratganida Dono perfetto Mba trotroy ny olona ory جان۔دۇنيەم يەمدى ماداقتايدى Slávou naplň chrám Vita izao ny fandresena Алла безгә сөйләп килә
Song not available - connect to internet to try again?