Tao anaty aizin'ny famoizam-po, Nandrakotra ny fiainako, No nahatsiarovako ilay Teninao, Niantso ahy hanokatra ny foko ho Anao. Tsy irery intsony aho hatramin'izay, Fa miaraka amiko foana Jeso, Rakotry ny ntrany sy ny fahasoavany, Ny andro rehetra omeny iainako; Vontom-pahoriana ve ny fiainanao, Fa ratsy loatra 'zao tany izao? 'Lay Jeso namonjy ahy tia anao koa Te hanome ny fiadanany hivelomanao.На Христа ты как голубь сошел Встают передо мною взоры Mende eki kóz bar రేయింపగలు నీ ạ̉ryd qlbạaⁿ Zwycięska jasna rzesza Ǵasyrlar Úmiti Мўъжизали Исм - Исода.. Дээрги Адавыс, Иисус Раб'бин Лютфу
Song not available - connect to internet to try again?