Jeso, Hery mahavonjy Tena fialofana, Fa miantra sy mamonjy Zanak'olombelona // Hery soa, hery soa, Itokianay tokoa // Raha misy ny tafiotra Izay mamely mafy anay Ny fitiany tsy ho ritra Tokinay mandrakizay // Tsy mandao, tsy mandao, Iankinana hatrizay // Raha mambomba sy miaro, Mampitony tahotra, Jeso Tompo tia, Mpiaro ; Resy re ny hovitra, // Fa matoky, fa matoky, Ilay ampinga lehibe // Tianay tokoa tokoa Ho an-tratranao doria, Mba hatoky ka ho soa Ry Mpamonjy be fitia, // Tompo soa, Tompo soa, O ! hazoninay tokoa //ʿạrf lmạ ạ̉nạ jyt lk سۉيۉۉڭ سەنىن تۇنۇق مۅلتۉر بۇلاقتان دا قۇلاپ داڭقىمدى كويامىن Бүтээгч Эзэн (Ямар баян хангай нутаг вэ) สัมผัสสวรรค์เปลี่ยนแปลงโลกา yswʿ ạ̉nt tʿlm خذني لعلاك ʿlmny ạ̉ntẓrk Твоя любовь أمور الله عجيبة
Song not available - connect to internet to try again?