Jeso, Loharanon'aina, Jeso, Masoandronay ! Izao ny fonay mitaraina, Mba velomy izahay ! O, savao ny zavon-tany Ao am-pandehananay, Dia Hianao ihany No ho Masoandronay. Jeso, Mofon'aina soa, Mba vokiso izahay, Jeso, Làlana tokoa, Mba tariho izahay ! Alfa sy Omega tsara Hianao, Mpamonjinay ; Teny soa manambara : Jeso no fiainanay.Merhamet Et Neopustíš Radujte sa, ó kresťania! Պաշտենք,Պաշտենք Venite cantiamo al Signor El Shadai, El Shadai Je ťažké chápať كونوا قديسين E mare judecată la Gabata พระเจ้าไม่ทรงให้เราซึ่งวิญญาณความ
Song not available - connect to internet to try again?