Jesosy Mpamonjy, Ilay Tompon'ny aina, no hita Nidina teto an-tany hamonjy antsika : O, mba derao ! Izy Mpanavotra anao, Ka mifalia, ry mino ! Indro ny tenin'anjely milaza ny soa ! Teraka Jeso Mpamonjy antsika tokoa : O, mba derao ! Tonga ny andro vaovao, Andron'ny Filazantsara. Dia iventesonao hira vaovao re, izany ! Tonga Jesosy hamonjy izay mitomany : O, mba derao ! Afaka isika izao ! Izy Mpisolo antsika ! Tonga ny Tompon'ny tompo hisolo ny ory, Ka mifohaza, ry olona mbola matory : O, mba derao ! Amin'ny feo vaovao, Jeso, izay Tompo mahery !Senga Qattiq Faryod Qilaman Készítsük el أبدعت ريشتك رسمي أركـض إليـك أيـهـا الحبـيـب Когда приходит Бог حكاية عدرا Panie mój Maganar Allahnmu Fitila Ce ده وعدك ạ̉sẖʿr bạlạ̉mạn lạ̉nk mʿy
Song not available - connect to internet to try again?