Jeso Mpamonjy, Mpiandry tokoa Ampivereno hanaraka Anao ; Ondry mania, manary ny soa, Aza avela hiala aminao. Taomin'ny ratsy, fitahin-tSatana, Mila ho lasan-ko babo izahay, Fa Hianao no mahery mitana Tsy hahavery ny ondry iray. Varivariana, salasalaina, Be ahiahy, jereo izahay ; Ampianaro ny tsy hary saina, Ampitsaharo ny fanianay. Aina nomenao hisolo ny very, Ary ny ranao nanvotra anay, Fa Hianao no nitondra irery Fampijalian-kanitsy anay. Fa ny fiainan-tsi-hita resenao Velona mandrakizay Hianao ; Dia fiainana an-danitra omenao Izay ondry mety manaraka Anao.ạbny ʿạysẖ Som en strøm av nåde Танръ съънаъмъздър НУЖДАЯ СЕ ОТ ТЕБ أنا باطلب مجدك Ta Parole est la richesse bṣlạty lk Jesus es el Centro Инсан Сессизлие Бюрюнсюн Jesus alene mitt hjerte skal eie
Song not available - connect to internet to try again?