Jeso, Mpanjaka Malaza, No Tompo Mpanjakanay ; Mahery sy tsara indrindra, Ka Izy no Aronay. Mendrika hankalazaina Noho ny heriny ; Eran-tany sy lanitra koa Ny zo aman-dazany : Ry Tompo, Mpanjaka Mahery ô ! Mihainoa ! Avy manaiky tokoa izahay Fa Tompon'ny hery rehetra Hianao, Tsy misy mihitsy ny toa Anao Tsy tratry ny saina ny herinao Ny fiderana izay entinay, Raiso re ! Raiso re ! Ny haja atolotra Anao etý. Raiso izao ! Tompo, Mpandahatra hendry, Mpanao izao rehetra izao, Ny zara sy tendry ataony Dia tsara sy mahasoa ; Mendrika ny hoderaina Ny fandaharany ; Atolory ho Azy ny saotra, Fa Izy tandrifin'io : Ry Tompo, Mpanjaka ..sns. Tompo, Mpanjaka Tsitoha, Kanefa be indrafo ; Deraina eram-po eran-tsaina, Deraina mandrakizay ; He ! ny mpanompo voavonjy, Samy mihoby hoe : " Haleloia, ho amin'ny Avo, Fa Jeso no Tomponay ! " Ry Tompo, Mpanjaka ..sns.Аллилуйя аллилуйя Ты всегда со мной Раббе езгилер сьойлерим والآن أسبح Słuchaj Izraelu (Kochaj Pana Boga swego) Du hast die Macht Egyedül csak Te vagy ạ̹nt tqdr tqwl lʿạzr ạlkẖḍrẗ klhạ fytạmynạt Ата yswʿ ạljạls ʿly̱ ạlʿrsẖ
Song not available - connect to internet to try again?