Jeso Mpanjaka Malaza Nefa sakaizan'ny ankizy koa, Mamin'ny foko ny fitiavanao Sintony e, ny foko ho tia anao, Jeso malala ô ! Tompo be fitia Tano ny foko tsy haniasia, Ho zaza hendry, hahay hanompo, Ho tia Anao anie, ry Tompo ô ! Mamin'ny foko hotantaninao, Tiako Jeso hiaraka Aminao Ny foko e, arovy ho madio Ny faniriako Tompo ô, valio ! Jeso malala ..sns. Ny hazazako ry Tompo, tahio, Enga ho zaza tia ny madio Ho zaza hendry, zaza mpankatò Anao Mpanjaka, Tompo manan-jo, Jeso malala ..sns.En medio de la prueba O! Miainga izao, ry miaramila soa Len môjho Pána spravodlivosť O inimă haină 爱也相连根也相连 Зовът за поклонение mạl ạlsẖms 3 Если склоняюсь В молитве я trạk 2 msẖ bytnạ
Song not available - connect to internet to try again?