Jeso Mpanjaka tokana Na aiza misy olona : Ny fanjakany hanerana Ny tany sy ny lanitra. Vavaka sy fisaorana Hakarin'ny navotana ; Haharitra tsy tapitra Hanolo-boninahitra. Ny firenen-drehetra anie Hidera ny fitiavam-be ; Ny zaza aza hanatitra Ny hajam-boninahitra. Ny tany izay alehany Dia feno fitahiany ; Ny voagadra afaka, Miadana ny reraka. Izao rehetra izao anie, Hanatitra fisaoram-be Ho an'ny Tompo tokana, Izay Mpanjakan-danitra.Сияй во мне Voglio essere vero ạ̉nạ ạ̉nạ ạlrb مالشىلار اقىرعا جۇگىرىپ كەلدى ازات بولشى قازاعىم حالقىم mhmạ ạ̉dwr Kristus, Penolong Umat yang Percaya Věř, poslouchej Je ťažké chápať إرحمنا
Song not available - connect to internet to try again?