(Maintimolaly) Jeso no Mpiambina antsika Sy Mpiandry tsara, Ka natolony ny ainy Hisolo ny ondry. Matokia hianareo, Ry ondry vitsy Fa ny Raiko no mikasa Hitandrina anareo. Izaho no Mpitarika Sy Mpitondra tsara Izay manaraka Ahy Handresy ny ratsy. Ary amin'ny farany, Halaiko ny Ahy Tsy hisaraka amiko Ela mandrakizay.llwry̱ kẖl wḥyd liáng rén zài mén wài jǐn jǐn kòu mén Эл-Шаддай Ready for a miracle 骸骨要復活 Yo espero la mañana ىيسا تەڭىر ۔ كەرەمەتۉۉ الأرض قد عطشت الله الذي لنا ạlṣlạh ạlrbạnyh
Song not available - connect to internet to try again?