Jeso no niala aina Hanavotany anao, // Iza re no tsy hanaiky Azy izao ? // Fa ny lapany ambony Nialany fahizay, // Hamonjeny olom-bery, Very tokoa // Fa izay manatona Azy, Ka mibebaka ao am-po // Tsy hariany akory, Ka matokia ! // Mba avia, ry havanay ô ! Maneke ny Tomponao, // Maneke ny Tompon'aina Ho Tomponao ! // Iantrao, ry Tomponay ô ! Ny mialoka aminao, // Raisonao 'zahay mpanota Ho olonao ! //Любви Твоей я слышу песнь СЪБУЖДАМ СЕ СУТРИН Gdzież jest mój Miły? Бог обича нежно В разбитой волнами ладье Azi e zi mare Gesù Cand in calea-mi spre pierzare Turvaa kuin lintunen vuoreen Božie úmysly
Song not available - connect to internet to try again?