Jeso no sakaiza tena tia anay, Izy ta-hamonjy olombelona ; Aoka ho tiantsika ny Mpanavotra, Fa Izy no Sakaiza mahateho tia. Jeso no Sakaiza ifaliana, Izy nahafoy ny voninahitra, Mba hananantsika fanavotana Sy handraisantsika ny fiainana. Jeso no Sakaiza itokiana, Izy mahavaly sy mahanatra ; Aoka hinoantsika ny Mpanavotra, Hahazoantsika fiadanana. Jeso no Sakaiza ivavahana, Izy mahavonjy ny Mpangataka ; Aoka hinoantsika ny Mpanavotra, Mba handraisantsika fanampiana. Jeso no sakaiza fiarovana, Izy maharesy ny mpanohitra ; Iza no hanimba izay arovany ? Aoka hisaorantsika ny Mpanavotra. Jeso ô, Sakaiza ! raisonao izao Ny fisaoran-tsara izay atolotray ; Izahay mpanota te-hidera Anao, Raiso re ny dera izay aterinay.Истерим гьорейим сени ạdyny̱ ṣwt jdyd Io canto ạ̉nạ msẖ hạfsẖl Rəbb Allahım, Səni sevirəm Как же так Ne Mutlu ạ̉mạ nfsy ftfrḥ bạlrb yạ ạllh ạ̉bạnạ Aquí Él está y se mueve
Song not available - connect to internet to try again?