Jeso ! ny hamarinanao No lamba hitafianay, Amin'ny andro farany, Izany hifalianay. Raha hitsangana izahay Handray ny lova aminao, Dia tsy ho resy lahatra, Fa Kristy no Mpanavotra. Io lamba io no mbola vao, Na levona izao tany izao, Haharitra tsy rovitra, Havaozin'Andriamanitra. Ny hery sy ny antranao Toroy izao tontolo izao ; Ampandrosoy ny teninao, Ampanekeo ny rafinao. Ny maty hahare ny feo Hiantso azy ho velona ; Jeso ! ny hamarinanao No lamba hitafianay.Dobrorečíme ti Bože Ийса Масих арқалы Осмонда Фаришталар Куйлар La tua maestà Hayotim Senda - Rab! Az Úr diadalmas jạyyn bạ̉mrk لك مجدًا وإكرامًا Бир Хаят Суйу Акандър Өзүн Ыйсага арнап койгон
Song not available - connect to internet to try again?