Jeso ô, Mpitia anay ! Maminay ny teninao, Osa ny fanahinay, Fa mahery Hianao ; Mamy, ry Jeso ! (in-3) Ny fitiavanao. Jeso ô, Mpitia anay ! Mahadio Hianao ; Ka ny halotoanay, Aoka ho voasasanao : Mamy, ry Jeso ! ..sns. Jeso ô, Mpitia anay ! Tompon'aina Hianao ; Maro ny aretinay, Nefa samy afakao : Mamy, ry Jeso ! ..sns. Jeso ô, Mpitia anay ! Aoka hotarihinao ; Aza mba mandao anay, Mandra-pahafatinay : Mamy, ry Jeso ! ..sns.Desidero adorarti ARY NY TENY 我们要预备 Аллаһ сəни јарадан, сəн ач Она өз үрəјини Cikin Sunan Ubangiji انا يسوع Я хочу знать Тебя Как к источнику лань క్షణమైన నీవు నను విడచి పోలేదుగా Ты велик
Song not available - connect to internet to try again?