Jeso ô, Sakaizanay, Ao an-danitra aminao Misy zaza namanay Mifaly ravo ao. O, ry tia zaza ô ! Mba ampio izahay Mba hifaly aminao Atý an-dasinay. Raha mbola ho atý, Mba tantano izahay, Ka tariho ho arý, Ry Zoky tia anay. Ary raha tapitra Ny anjaranay atý Raisonao mba hiditra Ao aminao arý.مش هننزل عينينا Siz Tugʻilganda Nurga Алкыштагын жаным Не найдёт душа себе покоя Солнце село уж за горизонт Взятый в удел Ак бата тилейм, Ата Гьоркеминин Ъшъънда ʿbạdẗ ḥyẗ 2 L'anima mia brama te
Song not available - connect to internet to try again?