Jeso Sakaizanay, Jeso anay ; Sady tsy mahafoy, Jeso anay ; Raha ny olona Mety mandao anay, Jeso no tsy mandao, Jeso anay Jeso Sakaizanay, Jeso anay ; Izy no Avotray, Jeso anay ; Maty ny Tomponay Noho ny helokay ; Afaka izahay, Jeso anay. Jeso Sakaizanay, Jeso anay ; Izy no aronay, Jeso anay ; Reraka izahay Noho ny adinay, Jeso no herinay, Jeso anay. Jeso Sakaizanay, Jeso anay ; Izy no lalanay, Jeso anay ; Lalana marina Hahatongavanay Any an-danitra, Jeso anay. Jeso Sakaizanay, Jeso anay ; Manana izahay, Jeso anay ; Jeso Sakaizanay No hovantaninay Any an-danitra, Jeso anay.ạ̉nạ mlk ạbn mlk مش ممكن يسوع ينسانا Сəнинəм Ата Исам! 我们要称谢耶和华 ذقت لذة العالم TENDERLY PLEADING Хершейи Хершейи Раббе Бърак Il regno di Dio tsbyḥy yʿlạ
Song not available - connect to internet to try again?