Jesô Tompo amboary 'Reto voninkazonao Hitomboanay hatrany Noho ny hasoavanao Voninkazo vao maniry Ao an-tanimbolinao Hasoavy tsy hariry Mba ho voninahitrao Toera-mendrika sy tsara Tony fiangonanao Ka indreo voakarakara Izahay mpianatrao Ianao no mpiandry Tsara No mikolokolo ao Samy henika anjara 'Zay rehetra tonga ao Ny sekoly alahady Io no zaridainanay Ka misantatra sahady Ho finaritra izahay Izahay no voninkazo 'Zay hisahirananao Manantena tsy handazo Noho ny fanamboaranaoqds rby ạ̉ʿẓm ạ̉b sẖfth O Jésus, Maître doux et tendre Ten Pánov deň انا عايزك انت Herr Dein Name sei erhöht Яшам Екмеи Беним Эй муқаддасон, эй қавми Худо! ạ̉nạ bạṣḥy ạlṣbḥ bdry В этот тихий спокойный вечер
Song not available - connect to internet to try again?