Jeso Tompo, mamindrà fo Amin'ny mpanomponao, Fa tsy misy famonjena Afa-tsy ao Aminao ; // O ! vonjeo // Ny mifona Aminao. (in-2) Fa kamboty sy mahantra, Ory, osa, reraka Izahay atý an-tany, Raha tsy vimbininao ; // O ! ampio // Ny miankina Aminao. (in-2) Tokinay sy Vatolampy, Aro sy ampinganay ! Afa-tahotra, afa-doza, Tsy ho ketraka izahay ; // O ! arovy // Ny mialoka Aminao. (in-2)Менинг Умидим Сен - Раббим II ข้ารู้แน่พระคริสต์ทรงพระชนม์อยู่ Как цветок в степи безлесной Deliver Me Svätý, svätý, svätý je náš Pán Amazing Grace จิตข้าวันทา gẖnwạ hạlylwyạ Somethings falling down on me Muqaddas
Song not available - connect to internet to try again?