Ry Tompo manan-kery, Miarova anay ! Ry mpitady ondry very, Mamonje anay ! Jeso Tompo be fitia, Mitsinjova anay ! Ny fanahinay mania, Miantrà anay ! Jeso Tompo be fiantra, Mijere anay ! Ny fanahinay mahantra, Mitahia anay ! Jeso Tompo mahalala, Mananara anay ! Ny fanahinay adala, Mitariha anay !Je ne sais pourquoi dans sa grâce Алтън ве Гюмюш Йок Evanghelia schimba inima เริ่มให้ถูก Beni Ara, Beni Ara ياللي مادد إيدك لي Chisʋs i̱ holitopa hʋchia ma Senin Gibi Yok Thy Word have I hid in my heart У гроба Лазаря когдато
Song not available - connect to internet to try again?