Jeso Tompo ! Vatolampy, Vato voafantina, Mba ho fanorena-mafy Izay tsy mety levona; // Vato mafy // (in-2) Dia itokianay. Jeso Tompo ! Vatolampy Voazaha toetra ; Vato tsy mba misy tsiny, Sady tsara endrika. // Vato soa // (in-2) Dia ifalianay. Jeso Tompo ! Vatolampy, Vato fehizoronay ; Efa nampiray fanahy Ny fitianao anay // Fehizoro // (in-2) Vato fampiraisana. Jeso Tompo ! Vatolampy, Tsy miova Hianao ; Manan-jara ny matoky Ny tsy fivadihanao // Fa ho faly // (in-2) Ka tsy hanan-kenatra.A casa di mio Padre Дух Святой, дыши Chcemy uwielbiać Ciebie Panie W niebie wielka radość Вовеки S-a-ntelenit ogorul sfant Printre munţi şi dealuri أيها الرب Görmüyon mu dünyayı I Will Love You for the Cross
Song not available - connect to internet to try again?