Jeso, Zanahary ! Masina sy to, Nanome ny ainao Noho ny olonao. Tsy niaro loza Tamin-tenanao, Fa mba tonga ory Noho ny olonao. Nentinao ny ratsy, Soa nolavinao, Lapa nialanao, Noho ny olonao. Jeso Tomponay ô ! Tompo masina, Manomezà soa Ny mpanomponao ! Mamelà ny ota, Manovà ny fo, Diovy ny maloto ; Aoka ho olonao. Tompo ô, Tsitoha Vatolampinay ! Saotra aman-dera Raiso ho Anao !ขอพระเจ้าสดับคำร้องวิงวอนของข้า Истейин, Улусларъ Вереджеим Куч Кудратим Исо Chwałę daj Panu تعال إلى قلبي slṭạnạ wmjdạ Пред нами год новый как книга Через внешние дворы Не играй душой своей друг подумать ведь пора
Song not available - connect to internet to try again?