Jesoa, apetrako Aminao Ny fanahiako rehetra Ny asa vita hatrizao Anao tokoa tsy misy fetra Jesoa, apetraka Aminao Jesoa, apetrako Aminao Ny asa fikelezan'aina Tsy misy miafina Aminao Ny hetaheta tsy hay lazaina Jesoa, apetraka Aminao Jesoa, apetrako Aminao Ny toky sy fanantenana Ny sitrakao no aoka hatao Na aiza lalana ombana Jesoa, apetraka aminaoВ мире шумном и мятежном Prosím, vstúp fy ạlbstạn A Media Noche Resonó Ježišu si môj Pán Саҷда мекунам, Исо مادمت أحيا ạlftrẗ ạlsạbʿẗ Сен Раббимсин Gesù Messia
Song not available - connect to internet to try again?