O! iza, iza? Iza no hamonjy ahy Iza, iza no hamonjy ahy re ? Fa rerak'aho e Fa dia reraka Milonjy entam-pahotana Fahotana be O! manatona Manatona an'i Jesoa Fa Izy ihany Izy no hamonjy anao Fa noreseny Efa noreseny na Ny fasan'aza dia Ny fahafatesana ! Ny fasan'aza ! Efa noreseny izao Ny fahafatesana 'lay fahavalonao Ka mba mifalia ! Mifalia ianao Fa Jesoa Tompo no Mpanavotra anao Ry Jesoa Tompo ô ! Ry Jesosy Tompo ô ! Mba raiso re ny foko Ho anao izao ! Fa famonjena fanavotan-dehibe Sy avotr'aina koa No he atolotrao Fa novonoina ! Novonoina Ianao Hisolo voina Mba hisolo voina anay Fa noresenao Efa noresenao na Ny fasan'aza dia Ny fahafatesana Ny fasan'aza ! Efa noreseny izao Ny fahafatesana 'lay fahavalonao Ka mifaly re ! Ka mifaly izahay Fa Jesoa Tompo no Mpanavotra anay !Есүс ялсан Эзэнийг магтъя Máme správu أتراك تبحث О, Авва Отче, о, Бог Великий Kristy Mpanjaka Volgi lo sguardo a Cristo Новогодняя молитва VOĽNÝ Sevgi Jésus est Seigneur
Song not available - connect to internet to try again?