Jesosy Kristy Tompo ô ! Mba mamindra fo, e ! Fa raha tsy hatoninao, Mahantra aho re ! Mifona sy mangataka Izaho Tompo ô, Noho ny ranao latsaka, Vonoy ny heloko. Ny famonjena vitanao, Tsy hain'ny hafa atao ; Ny teny sy ny herinao Dia ampy hanavao. Ho heriko ny indrafo Sy ny fitiavanao, Ka faly ny fanahiko, Fa velon-ko Anao. Ny hazofijaliana Anjarako atý, Fa satro-pifaliana Ho azoko arý.İsa, Egemensin, Kralımızsın Bizim! Աղքատին Աղբանոցից Վեր Բարձրացնող Aspanda tańǵy juldyz týǵan kezde Sen varsın, sen Tanrım Kristov kríž svieti mi Sh'ma Israel God Is so Good Ажойибсан 1 Как то получилось что сошлись дороги Будет время войдём в тот небесный Божий дом
Song not available - connect to internet to try again?