Jesosy no Mpiandry tsara maty tia, Ny rany nampiray antsika olo‑ Fa Izy no mandidy hampifa-nkatia Izay te-ho olony. Ka manahafa Azy Tomponaa, ry mino, Tsarovinao ny didy izay nato-loriyy, Fa tiany hifankatia isika mpino, Fa samy olony. Tsarovy fa iray tam-po izao isika ; Tsarovy re fa samy mpiantafika ; Miraisa hina mba hiaraka tafita Ho ao an-danitra. Ka aza mba mijery aaina an‑ tava ; Mifanaralra tsara sy mifamelà, Fa aza tia fotsiny amin' ny vava ; Dia aza mifandà. Mifankatiava ary mifanaova soa ; Mifandefera tsy hiavona am-po ; Vonoy re ny lolompo sy t'osa koa, Ka aoka ho tao-po. Mora. fo, mihavàna, maleme fa-nahy, Ka aza mety hanaratsy narnana ; Mifankatiava ré, toy ny mpira-halahy Miara-dàlana. Ka mivavaha re ho an' ny raha-lahy, Hiraisantsika tsara, fa iray manjo ; Ny fo izay tia tsy mba mampia-hiahy, Horaisin' i Jeso.کیم رِبّینگ داغینا چیقدی؟ Gloria al Padre y al Hijo Radość wypełnia duszę mą hbny ḥbaⁿạ Grazie amico mio Ya Yesu, Kayan Adona Jininka Ne أفراحنا بيك طول الطريق يا سيدي كم كان قاسيًا Šťastný je dům, kde vládne Pán بمراحم الرب أغني
Song not available - connect to internet to try again?