Rendrarendra ve sa fifalian'ny maso koa? Sa endrika ho levona na felana halazo koa? No hanorenako izany tena fiainako, Ianao Jesosy irery no tena Vato Fehizoro. Fiv. Ka na orana hifafy, Na ny rivotra koa hifofo, Tsy mba hanan-tahotra aho, Tsy hangovitra (satria) Vato mafy no tena manda-piainako, Ianao Jesosy irery no tena Vato Fehizoro. 2-Eo Aminao no tena irafetako, Hitombo tsara Ho tempoly masina ao Aminao, Mba ho fonenanao sy Ilay Fanahy Masinao, Ianao Jesosy irery no tena Vato Fehizoro.И за това сме тук Место происшествия - Земля Ребби бейгелдйәрин bì yǒu yī rì Oslavuj Pána oslavuj يا نفسي إطمئنى ᠰᠡᠳᠬᠢᠯ ᠦᠨ ᠰᠢᠷᠬᠠ ᠶᠢ ᠡᠳᠡᠭᠡᠭᠡᠭᠴᠢ Tu-mi esti refugiu cand sunt slab Sıkıntıya Düştüğümüzde You Are Life
Song not available - connect to internet to try again?