Jesosy ô, Hianao no faleha ! Mba hankanesana amin'ny Ray, Ka mitariha anay mba handeha Amin'ny làlana marina indray. Fa Hianao no Mpamonjy voatendry, Zanaka mandrakizay Hianao ; Ka Hianao no Mpitarika hendry, Lalana amin'ny Ray Hianao. Diso ny tsara, ka dia nizotra Tamin'ny lalana ratsy izahay ; Koa mamerena anay mba hizotra Amin'ny lalana tsara indray. Fa Hianao no mitondra ho any Amin'ny lanitra fonenanao ; Ary tsy misy mahazo mankany Afa-tsy amin'ny alalanao. Maro ny zavatra izay mampahory, Fa Hianao no Mpiaro anay ; Aoka izahay tsy ho reraka Akory, Ry Mpanalalana amin'ny Ray !ᠪᠢ ᠲᠠᠨ ᠢ ᠰᠤᠩᠭᠤᠨ ᠠ ʿly̱ ṣlyb ạljljtẖẗ qd fạḍt ạldmạʾ Şifa Verensin Eu Navegarei La Tua grazia В Твойто име сме събрани Жылдыздар жаркырап жанганда Vím, že Ježíš miluje mne bis Meditar en Jesús slmtk qlby yạ sydy ạlgẖạly
Song not available - connect to internet to try again?