Jesosy ô ! mba hasoavinao Ny asanay, izay atombokay Amin'ny Anaranao ; Ka mba ombay, Sy tahio, Tompo ô ! Izao atao izao Dia tena sitrakao Ka ho tanterahinay, Mba ho fifalianay Sy ho voninahitrao. Jesosy ô ! derainay Hianao, Fa feno famonjena olona Ny Anara-masinao ! Ny herinao manome aim-baovao. Ny teny masinao Dia iankinanay Ka Hianao isaoranay Sy ankasitrahanay Eto sy rahatrizay. Jesosy ô ! ny fanorenana Iainanay sy hahafatesanay Dia ny Anaranao, fa Izy no Manome toky be, Ka hitsangananay Ho velona indray ; Dia mba horaisinao Izahay navotanao Amin'ny Anaranao.Тэнгэр дэх нар сарнууд аа يالا نعلي إسم فادينا Bůh za mne zápas dokončí ạ̉nt tḥṭm ạlqywd Sendan Boshqasi Yoʻq Petrus Balık Tutmaya Çıktı و بئر تۇۇعان، تەڭىر ۅزۉ قالقانىچ Non è mai abbastanza Сана Гювенийорум BÜTÜN VARLİĞIM MESİHİMİ ANLATSİN
Song not available - connect to internet to try again?