Jesosy Tompoko no làlana, Fahamarinana, fiainana. Tsy afaka manatona ny Ray Raha tsy amin'ny alalany. Jesosy Tompon'ny fiainana ô ! Aoka Hianao no ho fiainako. Etý an-tany : fiainam-bavaka, Rahatrizay : fiainan-danitra. Iriko mafy ny hiakatra, Hiaina izany fiainan- tsambatra ! Jesosy tokana no hanome Ahy ny fiainana mandrakizay.Tu din vanturi faci solii Приходя к тебе Op vaste fondamente Ultimo nemico Хершейим Сенсин Vďaka Ježiš za dnešný deň Jam stęskniony خليني أرنم 这是我的心声 Ce bucurie sa ma stiu copilul Tau
Song not available - connect to internet to try again?