Kristy Mpanjaka, Mendrika hoderaina Izy no mitàna Antsika ho velona aina, Derao, derao Ilay Mpanjakanao ! Kristy Mpanjaka, Mendrika ho hajaina ; Izy no mifona Ho antsika novonjena Hajao, hajao Ilay Mpanjakanao ! Kristy Mpanjaka, Mendrika ho hobiana ; Izy no hitsena Ny olo-notahiana, Hobio, hobio Ilay Mpanjakanao !Христос е смисъл на живота ми Facing a Task Unfinished Benedetto sia il tuo nome Свет Звезды Blíž tobě, Bože můj Jo joutui armas aika Есүсийн хайр yạ mn lạ tḥjb wjhk ṣlwtnạ btdkẖl qdạmk Там
Song not available - connect to internet to try again?