Kristy Tsitoha, Tomponay mahery, Mba mitodiha re ny olom- bery, Ka mamonje anay izay mania ; O, mba avia ! He, Hianao kiadin'ny mivalo, Ka mba reseonao ny fahavalo, Ny ta-hanimba ny Anao sakano, Izahay tantano ! Ny fiangonanao ampiadano, Ny tanindrazanay re mba tohano Ny tena sy fanahinay tahio, Ampifalio ! Ny asanao, ry Zana-Janahary, Dia manakalaza Anao miharihary, Ka izahay midera Anao Mpamonjy, Fa voavonjy !جەڭىس بەرگەن يساعا ماداق ايتىپ تابىنامىن 나는 아무것도 아닙니다 О Сен бейик Färbe auf mich ab Tuhan Allah Beserta Engkau Por Los Santos Que Descansan Ya Ах юность юность ты золотая Ийса келдй бугин Прости Господь Unib chiqadi
Song not available - connect to internet to try again?