Lany indray ny andro ; Hianao ry Ray, No ho masoandro Sy ampinganay. Be ny zava-tsoa Azo taminao ; Saotra aman-dera Entinay izao. Andronay mandalo Toy ny rivotra ; Be ny fahavalo Mampitahotra. Jeso ô, Mpiandry, Izaho ondrinao, Aoka re mba handry Eo an-tratranao. Mpivahiny ihany Izahay atý, Ka mba te-ho any Aminao arý.byḥbny నేస్తమా ... నేస్తమా ... నేస్తమా Сен Беденде Гьорюндюн, Рухча Доруландън Light Will Dawn ḥbk byḥyr jyt ṭfl ṣgẖyr Alıllýııa Alıllýııa Kita Dirangkul Oleh Kuasa Kasih ạlrb rạʿy flạ yʿwzny̱ sẖyʾ Чем могу воздать ОБИЧАМ ТЕ ИСУСЕ
Song not available - connect to internet to try again?