Lasa ny Mpanavotsika Ao an-danitra arý, Mba hanoman-trano tsara, Hitoerantsika ao. // Mifalia // Ho tafiditra ao tokoa ! Lasa ny Mpisorontsika, Ao an-danitra arý, Ho Mpisolovava koa, Ho an'olo-marobe. // Matokia // Tsy ho very hianao. Lasa ny Mpanjakantsika Ao an-danitra arý, Mba handray ny fanjakana Mety ho anjarany. // Mihobia // Asandrato re ny feo.Quel giorno (Tiziana Scala) Değişmeyen Sadık Kalan Non potrei andare avanti Rodeado Bizim Tanrımız Güçlüdür Best Friend ألوف ألوف Талифа- Куми (Девица Встань!) مەن سەندەي بولسوم دەيم Filled with Your Glory
Song not available - connect to internet to try again?