Lasa re ilay nazoto, Nody ao an-tany soa, Izay nanompo tamin-joto Ka nahefa be tokoa, // Indro, faly // Fa mijinja voka-tsoa. Lasa nody fa voantso : "Miakara", hoy ny Ray, Ka fafao ny ranomaso, Jeso Tompo no mandray. // Faly, ravo // Fa tafakatra ao tokoa. Lasa re ilay nihafy Ory tena, be nanjo, Fa nanohitra ady mafy, Nefa mba nahery fo. // Ka nandresy // Fahavalo maro be. Afaka ady ka mifaly, Fa tsenaina hatratý ; Afaka ota, afa-jaly, Ka mihoby hatrarý. // Hoy ny Tompo // "Mandrosoa, ka mifalia".Оставив небес красоту Kriste nech sa Ti bạrky̱ yạ nfsy ạlrb Když to víš, že jsi spasen Бенде йок алтън, бенде йок гюмюш Вежа Вежа Yovuzlarga Intilmang Ribelle هذه وصيتي Gəldim hüzuruna göz yaşlarıyla
Song not available - connect to internet to try again?