Ry Andriamanitra Rainay, Mihainoa ! (in-3) Miondrika eto anatrehanao izahay, Fa Hianao no Andriamanitray, Ka henoy izahay ! Ry Jeso Kristy, Zanak' Andriamanitray, Mamonje ! (in-3) Fa Hianao no Mpamonjy izao tontolo izao, Ary ny Ranao no nanavotanao anay, Ka vonjeo izahay ! Ry Fanahy Masina, Mpananatra anay ! Diovinao ! (in-3) Fa Hianao no mahay manadio ny fonay Mba ho tempoly mendrika ny hitoeranao, Diovinao izahay !mlk ạlmlwk rb ạlạ̉rbạb عرس السما Услышь слова мои Ты ныне Кудато улетают Божьи птицы Reign in Us Cuando vemos el rostro de Cristo Si yo gano el mundo y pierdo Cand durerea vine cu al ei fior Новый день This is Jesus
Song not available - connect to internet to try again?