« Lazao, lazao rankizy ! Izay nandaozan'i Jeso ny fanjakany Mba honina tetý » « Ry mpampianatray ô ! Hamonjy sy handio Antsika olom-bery No nihaviany » // Mifalia izao // Misy avotra sy vonjy Ho antsika atý. « Rankizy ô, rankizy ! Mpitrosa hianao, Ka inona no homenao Hanefa trosanao ? » « Ry mpampianatray ô ! Ny saina amam-po Homenay mba ho Azy Raha velona izahay » // Mifalia izao, ..sns. // « Rankizy ô, rankizy ! Hamonjy sy handray Anao ve Jeso Tompo Raha mino hianao ? » « Ry mpampianatray ô ! Matoky izahay Fa efa maty Izy Ho avotray tokoa » // Mifalia izao, ..sns. // « Rankizy ! angataho Ny indrafony izao » « Ry Jeso ô, Mpamonjy ! Mba iantrao izahay » Ry Tompo ô ! ry Tompo ! Henoy, henoy izahay, Na kely na vaventy, Izay mitaraina izao ; // Mifalia izao, ..sns. //Аврагч минь болсон миний Есүс أحبك لأنك أحببتني wèi wǒ yǔ wǒ fù jiā Guíame con amor إنت الراعي لينا fyk yạ kl ạlạ̉mạny Даха Севги, Даха Гюч, Сени Истийорум Nimeni în afară de Tine Isuse Сəнин Адынын гүдрəти гаранлыглары дағыдыр О Господь открыт я пред Тобой
Song not available - connect to internet to try again?