« Mafy ny alon-drano izao, Sady maria no manindao, Nefa ny Tompo momba anao ; Moa ho kivy va ? » « Tsia, Jeso ato aminay, Izy hampifaly ny fonay ; Tsy mba ho kivy re izahay ; Izy no tokinay. » « Maro no efa tola sy lao Noho ny alahelo izao ; Isan'ireny va hianao ? Moa ho kivy va ? » « Tsia, ..sns. » « Amin'izao fiainana izao Tsy mba ilaozan-java-manjo, Nefa ao Jesosy, tokin'ny fo ; Moa ho kivy va ? » « Tsia, ..sns. » « Raha ny Tompo aza tetý Nety ho faty tao Kalvary, Iza no tsy handefitra atý ? Moa ho kivy va ? » « Tsia, ..sns. »يسوع Je l'ai trouvé yswʿ qạdr yswʿ ḥạḍr Ježišu, vznešená sbạydr mạn THIANG THLARAU LAM HMUHSAKTU Himak nitak hullo yokʋt Творцы истории shén yuè nà de xǐ nián Tyrs-tyrs
Song not available - connect to internet to try again?