Mahantra aho, Tompo ô ! Ka mba tsarovinao Maniry ho madio fo Sy mendrika Anao. Manolo-tena aho izao, Ry Jeso Tompo ô ! Ka aza dia lavinao Izay atolotro. Izaho voasoratrao Ao amim-bokinao Ho isan'ny mpianatrao Hianatra aminao. Ataovy izay hahaizako Hanaraka Anao Amin'ny fahadiovam-po Ho voninahitrao.నీ వాక్యము నా పాదములకు Өзүңдү издейм, жүзүңдү издейм Размяна يالا نحيى يسوع الملك YANIMDAN ÖTÜB KEÇMƏ SƏN kapoan ecdrS Святый Бог в небесах 土地啊已经松软 Уян Рухум Доаркен Тан Hard Fought Hallelujah
Song not available - connect to internet to try again?