Mahareta, mahareta, Ry mpihazakazaka ô ! Be ny zava-mahalavo, Aza kivy Hianao. Mahareta, mahareta, Ry mpihazakazaka ô ! Mahavesatra ny ota, Aoka re harianao. Mahareta, mahareta, Ry mpihazakazaka ô ! Lavi-dalana haleha, Andrao tsy tonga Hianao. Mahareta, mahareta, Ry mpihazakazaka ô ! Indreo ny maso izay mijery, Tazany ny dianao. Mahareta, mahareta, Ry mpihazakazaka ô ! Ao ny Tomponao miandry, Izy no jereonao.Žiaľ, ešte neprišiel čas 神将智慧给我 Když rychle noc se blíží He is Jehovah Hayot ummoni yạlly slạm ạlnfs సర్వోన్నతుడా - నీవే నాకు Almasihu, Pa Babba, Kai Ne Dutsen Cetonmu bntwld wjwh mnạ frạgẖ Мое Бъдеще
Song not available - connect to internet to try again?