Mahatoky, ka tokony hekena Amin'ny fankasitrahana rehetra Izao teny izao (²) : Tonga tety ambonin'ny tany Kristy Jesoa Hamonjy ny mpanota Ary amin'ireny,izaho (izaho) Amin'ireny, izaho no lohany (²). Kanefa izao no namindrana fo tamiko (²) Dia ny mba hisehoan'i Jesoa Kristy eo amiko izay Lohany (²) Ny faharipo rehetra Ho fianarana Ho an'izay hino Azy Hahazoana fiainana mandrakizay.Любовь крепка Mój wielki Bóg Higher وقت لما تكون صعابي Gözlerimizi aç gè àn qí shí hé děng měi hǎo Ya Roh Kudus, Sinarilah لما تحس يوم بالوحدة Omul din Galilea e azi printre noi hyạ ạfrḥwạ yạ sẖʿb ạlrb
Song not available - connect to internet to try again?