Miainga, mazotoa, Mikeleza aina koa Mivavaha, mivavaha, Ho an'izao tontolo izao Mijoroa, mitoria, Mamafaza Teny Soa Fa ny Tompo be fitia No manohana anao Sarotra ny lalanao Kanefa matokia tokoa Andrandrao ny masonao Fa mbola ao ny Tompo soa Izy no aminao Ka hampandresy izao 0! mahereza fa ny Tompo Momba anao Mandrosoa, miasà, Tano ny finoanao Aza mba matahotra Na manahinahy izao Miadia, mitafia Ny firaisan-tsaina soa Fa ny fahavalonao Dia handositra tokoa Aza kivikivy foana Fa ny Tomponao dia ao Mampahery lalandava Ary koa tsy mba mandao Izy no aminao Ka hampandresy anao 0 ! mahereza fa ny Tompo Momba anaoمش راح أسيبك Zázraky Ty sám učiníš zázrak [Milo] Ey gözəl göyərçinim Коль славен наш Господь в Сионе Alleluia al nostro Dio Мәриям білдің бе Он молчал qí miào de chuàng zào Бид нар энд цуглан
Song not available - connect to internet to try again?