Mahereza, ry sakaiza Votom-pahoriana ! Matokia, aza kivy, Kristy mialoha anao ; // Matokia // Mahereza hianao. Aza mba matoky tena, Foana ny herinao ; Tano mafy ny ampinga 'Zay atolony anao ; // Raiso koa // Ny Fanahy ho sabatrao. Maizina izao ny andro, Sarotra ny lalanao ; Ao ambony ny mazava Ampy hanazava anao ; // Mba jereo // Ilay mazava amboninao. Vetivety, afa-doza, Vita ny alehanao ; Ao an-danitra ambony Misy hifalianao ; // Miravoa // Tapitra ny adinao.Byłem zmazany przez świat i przez grzech ạlmsyḥ ạlywm qạm Ježíš přišel, aby sloužil Чексиз Муқаддас إوعَ تكون يا مؤمن Ey Ota Взывай ко Мне Вот Божье приглашенье 还要远行 Нижний Новгород ạrḥmny
Song not available - connect to internet to try again?