Mahery Hianao, Jehovah Tompo ô ! Mombà anay mpanomponao, Ka miarova anay. Mpanjaka Hianao, Ry Zanahary ô ! Avia, anjakao izao Ny ao anatinay. Miaro Hianao, Andriamanitra ô ! Hidera sy hisaotra Anao No iangonanay. Miantra Hianao, Ry Tompo tia ô ! Tongava aminay izao Mba hifalianay. Ny fanomezan-tsoa Izay maminay tokoa Dia Jeso 'lay malalanao Nafoy ho avotray. Mba raisonao, ry Ray ! Ny saotra entinay, Ny dera, laza, hery koa Anao Mpanjaka soa.Izaho mino ny Mpamorona Солэн нимыз Аз чакам Io sarò qui per te Не вставайте так быстро с молитвы ئەركىن چۆگۈلەڭ 耶稣,我们同声说爱你 Tapınırım - Tapınırım Gud skap i meg et rent hjerte Посмотри простерлась справа слева
Song not available - connect to internet to try again?