(Maintimolaly) Raha ho faty aho Ka handao ny havako Ary dia hisaonany, Fa handeha hifaly aho ; Raha afaka ny aiko, Dia ho finaritra aho. He ! antsoiny aho, Ho any an-danitra, Dia faly ny foko, Sy ravo ny kiboko, Fa azoko ny iriko Sy nantenaiko ela. Havelako ny tany, Fa efa azoko tokoa Ny fifaliam-be ; Lovako ny lanitra, Dia tsy matahotra Ny hafatesana aho.Il Re d'amore I'm Gonna Trust in God ميلودي كيكو وماني شكراً لله พระโลหิตขององค์พระคริสต์ Jesus' Blood is the Only Blood ạ̉wtạr ạlʿwd ما نسيتني dwrt ktyr ʿlyk Alleluja Эзэний өмнө бүгдээр чимээгүй
Song not available - connect to internet to try again?