Maizina ny firenena, Koa diso lalana, Tsy mahita famonjena, Tia zava-poana ; Endrey, ny haverezan-tsainy Lany foana ny ainy. Lehibe ny aizin'ota, Takona ny lalana, Handosiran'ny mpanota, Ny fahaverezana ; Indrisy, very re ny aina ! Injay ny feo mitaraina ! Mitsangàna izao, ry mino, Mandehàna faingana, Ento aminy ny jiro, Atoroy ny lalana ; Hianao va tsy onena Ny tsy manam-pamonjena ? Dia ento ny mazava Izay naseho taminao ; Mazotoa hampisava, Izany aizim-pito ao, Ka ny namanao mahantra Itorio ny Mpiantra. Eny, tsara sy mahery Ny Filazantsara re ! Afaka ny olom-bery, Sambatra ny mahare ; Ka mitandrina tokoa ! Izany teny mahasoa.Горят созвездия Stotisíc ráz ťa tu pozdravujeme, nebeská Kráľovná, Patrónka zeme بكتني Гюзеллиини ЬОверим mạ ạ̉ʿjb ạlnʿmẗ Tutto un giorno Opwekking 194 İsa, Qəlbimdə yaşa Не кадар аджъ яшлар дьоктюм Господи, живота ми
Song not available - connect to internet to try again?