(Maintimolaly) Mamindrà fo amiko, Ry Jehovah Tompoko ! Fa miantra Hianao, Mamelà ny heloko. Iza no mamindra fo Toa an'Andriamanitra ? Iza no Mpanavotra Afa-tsy ny Zanany ? Jeso Kristy no mahay Mamonjy ny mpanota Izay miankina Aminy Ka tsy mandoka tena. Aza mahafoy ahy, Ry Jehovah Tompoko ! Mamindrà fo amiko, Mamelà ny heloko.Есть на свете книга о могучем Боге Сөйимән Сени Әйса حب المسيح اطيب Жараткан, даңктайм Сенин Šťastie, zdravie أنا محمي Lift high the name of Jesus Matelots en voyage Դու Իմ Բաժինն ես Pronto el Señor en las nubes
Song not available - connect to internet to try again?