Mamy ny fitianao, Ry Jehovah Tompo ô ! Nahafoy ny Zanakao Hanavotanao anay. Mamy ny antranao, Ry Jeso Mpamonjy ô ! Ta-hamonjy Hianao Sy hanafa-keloka. Mamy ny fitaomanao, Ry Fanahy Masina ô ! Ny Fanahinay ovay Hankatò ny anatrao. NY SORATRA MASINA, TENIN'ADRIAMANITRASevilmek için yaratıldın Духът на Бога каза اهديك كل المجد والكرامة Кутсал Рух'ун Юрюню Sfânt mereu, sfânt mereu Он зрение даёт слепым Heart And Soul Ҳочда ўлим кўрганга ตั้งแต่ทิศตะวันออก О, чудна истина
Song not available - connect to internet to try again?